Tantara natao ho an'ny ankizy
« Zaro amin'izay lalana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin'izany. » (Ohabolana 22:6)
Izany teny izany no entina hanolorana ireto tantara ireto, ary hifampizarana amin'ny ankizy amin'izao fialan-tsasatra izao. Mazotoa sy mahereza rankizy.
Raha tianao ny handray ny mofon'aina amin'ny alalan'ny mailaka isan'andro dia manasa anao hanindry eto.
Ny Mpitandrina ANDRIAMALALA Zo Solofonirina Tél : 033 11 454 92 – 032 02 667 38 Mail: zo.andriamalala@fjkm-alasora.mg